Acts 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Simeona dia efa nanambara izay nitsinjovan’Andriamanitra ny Jentilisa hatramin’ny voalohany mba handraisany firenena iray ho an’ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny namangian’Andriamanitra ny Jentily aloha, mba hangalany vahoaka hanaja ny Anarany amin’izy ireo, dia efa voatantaran’i Simôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’i Simôna teo ny fomba niahian’Andriamanitra ny hafa firenena hatrany am-boalohany, hahazoany vahoaka voatokana ho Azy avy amin’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Simeona efa nanambara izay nitsinjovan'Andriamanitra ny jentilisa tamin'ny voalohany hanalany olona aminy hankalazana ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Simeona dia efa nanambara izay nitsinjovan’Andriamanitra ny Jentilisa hatramin’ny voalohany mba handraisany firenena iray ho an’ny anarany.
malagasy
Simeona efa nanambara izay nitsinjovan'Andriamanitra ny jentilisa tamin'ny voalohany hanalany olona aminy hankalazana ny anarany.