Acts 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Rehefa afaka izany dia hiverina Aho ka hanangana indray ny tranolain’i Davida izay efa nianjera; ary hanangana indray izay efa rava ao Aho ka hanamboatra azy indray
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa afaka izany, dia hiverina Aho, ka haoriko indray ny tranon’i Davida izay efa nianjera; hamboariko izay rava, dia hatsangako indray izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa afaka izany, dia hiverina Aho, hoy ny Tompo; haoriko indray ilay tranolain’i Davida izay rava, haoriko indray izay nirodana ka hajoroko.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia hiverina Aho Ka hanangana ny trano-lain'i Davida izay efa nianjera; Ary hanangana izay efa rava ao Aho Ka hanamboatra azy indray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Rehefa afaka izany dia hiverina Aho ka hanangana indray ny tranolain’i Davida izay efa nianjera; ary hanangana indray izay efa rava ao Aho ka hanamboatra azy indray
malagasy
Rehefa afaka izany, dia hiverina Aho Ka hanangana ny trano-lain'i Davida izay efa nianjera; Ary hanangana izay efa rava ao Aho Ka hanamboatra azy indray;