Acts 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitady ny Tompo ny olona sisa sy ny Jentilisa rehetra izay efa niantsoana ny anarako, hoy NY TOMPO izay manao izany zavatra izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hitady ny Tompo ny olona sisa mbamin’ny Jentily rehetra izay niantsoana ny Anarako, hoy ny Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hitady ny Tompo ny olona sisa, mbamin’ny hafa firenena rehetra izay efa voatokana ho fananako.
Malagasy Bible 1865
Mba hitady ny Tompo ny olona sisa sy ny jentilisa rehetra, Izay efa niantsoana ny anarako, hoy Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitady ny Tompo ny olona sisa sy ny Jentilisa rehetra izay efa niantsoana ny anarako, hoy NY TOMPO izay manao izany zavatra izany,
malagasy
Mba hitady ny Tompo ny olona sisa sy ny jentilisa rehetra, Izay efa niantsoana ny anarako, hoy Jehovah,