Acts 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay fantatra hatramin’ny voalohany indrindra» (Amo 9.11-12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay manatanteraka izany zavatra fantatra hatrizay hatrizay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ambaran’ny Tompo, Izay efa nampahafantatra izany zavatra izany hatramin’ny fahagolan-tany.»
Malagasy Bible 1865
Izay manao izany zavatra fantatra hatramin'ny voalohany indrindra izany (Amo. 9. 11, 12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay fantatra hatramin’ny voalohany indrindra» (Amo 9.11-12).
malagasy
Izay manao izany zavatra fantatra hatramin'ny voalohany indrindra izany (Amo. 9. 11, 12).