Acts 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no hevitro: Tsy mety ny hanomezantsika fahasahiranana ireo avy amin’ny Jentilisa izay miverina ho amin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, izao no hevitro: tsy mety ny manome fahasahiranana ny Jentily izay manatona an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia izao no hevitro: tsy tokony homentsika fahasahiranana ny hafa firenena mitodika amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa dia izao no hevitro: Tsy mety raha isika manome fahasahiranana ny avy amin'ny jentilisa izay miverina ho amin'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no hevitro: Tsy mety ny hanomezantsika fahasahiranana ireo avy amin’ny Jentilisa izay miverina ho amin’Andriamanitra;
malagasy
Koa dia izao no hevitro: Tsy mety raha isika manome fahasahiranana ny avy amin'ny jentilisa izay miverina ho amin'Andriamanitra;