Acts 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa aoka hanoratra epistily ho azy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin’ny sampy sy ny fijangajangana ary ny biby nokendaina sy ny ra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aoka hampitondrana taratasy izy ireo mba hifady ny hena natolotra tamin’ny sampy, sy ny fijangajangana, ary ny biby nokendaina, mbamin’ny ra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aoka hanoratantsika izy ka hangatahina tsy hihinana ny hena maloto natao sorona tamin’ny sampy, tsy hanao fifandraisana mamoafady ara-panambadiana, tsy hihinana ny henam-biby tsy nosomindaina, ary hifady ny ra.
Malagasy Bible 1865
fa aoka hanoratra epistily aminy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin'ny sampy sy ny fijangajangana ary ny zavatra kendaina sy ny rà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa aoka hanoratra epistily ho azy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin’ny sampy sy ny fijangajangana ary ny biby nokendaina sy ny ra.
malagasy
fa aoka hanoratra epistily aminy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin'ny sampy sy ny fijangajangana ary ny zavatra kendaina sy ny rà.