Acts 15:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatramin’ny razana fahiny dia manana izay mitory azy ao amin’ny isan-tanàna i Mosesy ary vakina ao amin’ny sinagoga rehetra isan-tSabata ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatramin’ny taranaka mifanesy hatry ny ela dia manana izay mitory azy isan-tanàna rehetra i Môizy, satria vakina ao amin’ny sinagoga isan-tsabata ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria efa torîna hatramin’ny ela isan-tanàna ary famaky ao amin’ny sinagôga isaky ny sabata ny lalànan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Fa hatramin'ny razana fahiny dia manana izay mitory azy ao amin'ny isan-tanàna Mosesy, fa vakina ao amin'ny synagoga rehetra isan-tSabata ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatramin’ny razana fahiny dia manana izay mitory azy ao amin’ny isan-tanàna i Mosesy ary vakina ao amin’ny sinagoga* rehetra isan-tSabata ny teniny.
malagasy
Fa hatramin'ny razana fahiny dia manana izay mitory azy ao amin'ny isan-tanàna Mosesy, fa vakina ao amin'ny synagoga rehetra isan-tSabata ny teniny.