Acts 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanoratra izao taratasy izao izy hoentin’ireo: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona dia miarahaba ny rahalahy avy amin’ny Jentilisa any Antiokia sy Siria ary Kilikia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no taratasy nampitondrainy azy ireo: «Ny Apôstôly sy ny Pretra ary ny rahalahy avy miarahaba ny rahalahy any amin’ny Jentily, izay any Antiôkia sy Siria ary Silisia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao no vakin’ilay taratasy nampitondraina azy roa lahy: «Izahay apôstôly sy loholona havanareo dia manolotra ny fiarahabana ho anareo havana hafa firenena monina any Antiôkia sy Siria ary Silisia.
Malagasy Bible 1865
ary nanoratra taratasy izy ho entin'ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin'ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanoratra izao taratasy izao izy hoentin’ireo: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona dia miarahaba ny rahalahy avy amin’ny Jentilisa* any Antiokia sy Siria ary Kilikia.
malagasy
ary nanoratra taratasy izy ho entin'ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin'ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia. [ Gr. presbytera]