Acts 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria efa renay fa ny sasany izay avy tatỳ aminay dia tonga ka nitondra teny nampitabataba anareo ka nampikorontana ny sainareo, kanefa tsy nampanao izany izahay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny nandrenesanay fa nisy olona avy tatỳ aminay, izay tsy nahazo teny taminay velively, nampitabataba anareo tamin’ny teniny sy nampitebiteby ny sainareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renay fa misy olona avy atỳ aminay manao fampianarana mampikorontan-tsaina sy mampitebiteby fanahy anareo, kanefa tsy nahazo teny taminay velively.
Malagasy Bible 1865
Satria efa renay fa ny sasany izay avy tany aminay efa nanao teny nampitabataba anareo ka namadika ny sainareo, kanefa tsy nasainay nanao izany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria efa renay fa ny sasany izay avy tatỳ aminay dia tonga ka nitondra teny nampitabataba anareo ka nampikorontana ny sainareo, kanefa tsy nampanao izany izahay,
malagasy
Satria efa renay fa ny sasany izay avy tany aminay efa nanao teny nampitabataba anareo ka namadika ny sainareo, kanefa tsy nasainay nanao izany izy,