Acts 15:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra izahay, ny hifidy olona hirahina hankaty aminareo hiaraka amin’i Barnabasy sy i Paoly malalanay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nivory izahay rehetra, ka nifanara-kevitra ny hifidy olona hirahina ho any aminareo, hiaraka amin’i Barnabe sy i Paoly malalanay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia hitanay fa mety ary lany eranay rehetra ny hifidianana solotena halefa atỳ aminareo. Ireo solotena ireo dia hiaraka amin’i Barnabà sy i Paoly, rahalahy malalanay,
Malagasy Bible 1865
dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra, ny hifidy olona hirahina hankatỳ aminareo hiaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra izahay, ny hifidy olona hirahina hankaty aminareo hiaraka amin’i Barnabasy sy i Paoly malalanay,
malagasy
dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra, ny hifidy olona hirahina hankatỳ aminareo hiaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay,