Acts 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lehilahy nanao vy very ny ainy ho voninahitry ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay nanao vy very ny ainy ho voninahitr’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran’i Jesosy Kristy* Tompontsika.
malagasy
lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.