Acts 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nirahinay i Joda sy i Silasy hilaza am-bava aminareo izao hafatra izao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indreny i Jodà sy i Silasy nirahinay hilaza am-bava izany zavatra izany aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreny àry irahinay i Joda sy i Silasy hilaza mivantana aminareo izany teny izany koa.
Malagasy Bible 1865
Dia nirahinay Joda sy Silasy, sady hilaza vava izany teny izany koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nirahinay i Joda sy i Silasy hilaza am-bava aminareo izao hafatra izao koa.
malagasy
Dia nirahinay Joda sy Silasy, sady hilaza vava izany teny izany koa izy.