Acts 15:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay ny tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitraky ny Fanahy Masina sy izahay ny tsy hampitondra ny mavesatra anareo, afa-tsy izao zavatra tsy maintsy tandremana izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sitraky ny Fanahy Masina sy ny tenanay ny tsy hampitondra enta-mavesatra anareo, afa-tsy ireto zavatra tsy maintsy hotandremana ireto:
Malagasy Bible 1865
Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay ny tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany:
malagasy
Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany: