Acts 15:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nalefany izy ireo dia nidina nankany Antiokia; ary namory ny olona maro izy dia natolony ilay epistily.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefany izy ireo ka lasa nankany Antiôkia; ary namory ny olona sy nanolotra ny taratasy tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalefa ireo iraka mbamin’i Barnabà sy i Paoly ka nidina nankany Antiôkia. Novorîn’izy efa-dahy ny mpino marobe tao an-tanàna ka notolorany an’ilay taratasy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nalefany izy ireo, dia nidina nankany Antiokia; ary namory ny olona maro izy, dia natolony ilay epistily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nalefany izy ireo dia nidina nankany Antiokia; ary namory ny olona maro izy dia natolony ilay epistily.
malagasy
Ary rehefa nalefany izy ireo, dia nidina nankany Antiokia; ary namory ny olona maro izy, dia natolony ilay epistily.