Acts 15:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novakina izany ary nifaly tamin’ny fananarana tao ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony namaky izany ny olona, dia nifaly avokoa noho ny fanalana alahelo tao anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novakîna izany ka samy dibo-kafaliana izy rehetra noho ny fampaherezana nentin’ilay taratasy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa namaky izany ny olona, dia nifaly noho ny anatra tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novakina izany ary nifaly tamin’ny fananarana tao ny olona.
malagasy
Ary nony efa namaky izany ny olona, dia nifaly noho ny anatra tsara.