Acts 15:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria mpaminany i Joda sy i Silasy, dia nananatra ny rahalahy tamin’ny teny maro izy sady nampahery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jodà sy i Silasy, izay mpaminany koa, nanao teny maro mba hanafaka alahelo ny havana iray finoana sy hankahery fo azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Joda sy i Silasy izay samy mpaminany, dia niteny naharitra tamin’ny havana iray finoana ka nampirisika sy nampahery azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary satria mpaminany Joda sy Silasy, dia namporisika ny rahalahy tamin'ny teny maro izy ka nampahery azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria mpaminany i Joda sy i Silasy, dia nananatra ny rahalahy tamin’ny teny maro izy sady nampahery azy.
malagasy
Ary satria mpaminany Joda sy Silasy, dia namporisika ny rahalahy tamin'ny teny maro izy ka nampahery azy.