Acts 15:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nijanona elaela teo izy ireo dia nampandehanin’ny rahalahy soa amantsara hiverina any amin’izay naniraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitoetra teo elaela ihany izy ireo, dia nampandehanin’ny havana iray finoana soa aman-tsara ho any amin’izay naniraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nitoetra elaela tao Antiôkia izy roa lahy, dia nalefan’ireo hiverina soa aman-tsara any amin’ny naniraka azy. [
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitoetra elaela teo izy ireo, dia nampandehanin'ny rahalahy soa aman-tsara ho any amin'izay naniraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nijanona elaela teo izy ireo dia nampandehanin’ny rahalahy soa amantsara hiverina any amin’izay naniraka azy.
malagasy
Ary rehefa nitoetra elaela teo izy ireo, dia nampandehanin'ny rahalahy soa aman-tsara ho any amin'izay naniraka azy.