Acts 15:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mbola satrin’i Silasy nijanona teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nankasitraka ny hijanona anefa i Silasy, ka dia i Jodà irery no niverina tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa sitrak’i Silasy ny hijanona tao.]
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin'ny Tompo izy roa lahy mbamin'ny maro koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mbola satrin’i Silasy nijanona teo.
malagasy
[ Ampio hoe: 34 Nefa mbola sitrak'i Silasy ny hitoetra ao]