Acts 15:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Paoly sy i Barnabasy kosa dia nipetraka tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin’ny Tompo niaraka tamin’ny maro hafa koa izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Paoly sy i Barnabe kosa nitoetra tany Antiôkia, ka nampianatra sy nitory ny tenin’ny Tompo niaraka tamin’ny namany maromaro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra tany Antiôkia kosa i Paoly sy i Barnabà; ary nampianatra sy nitory ny tenin’ny Tompo izy roa lahy mbamin’ny namany maro.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin'i Barnabasy: Andeha isika hiverina hamangy ny rahalahy any amin'ny tanàna rehetra izay efa nitoriantsika ny tenin'ny Tompo, hahitantsika izay toetrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Paoly sy i Barnabasy kosa dia nipetraka tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin’ny Tompo niaraka tamin’ny maro hafa koa izy roa lahy.
malagasy
Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin'ny Tompo izy roa lahy mbamin'ny maro koa.