Acts 15:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Te hitondra an’i Jaona izay antsoina hoe Marka, hiaraka aminy i Barnabasy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Barnabe moa nikasa hitondra an’i Joany, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tian’i Barnabà hoentina hiara-dia amin’izy roa lahy i Jôhany, ilay atao hoe Marka;
Malagasy Bible 1865
Nefa nataon'i Paoly fa tsy tokony ho entiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfylia ka tsy niaraka taminy ho any amin'ny raharaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Te hitondra an’i Jaona izay antsoina hoe Marka, hiaraka aminy i Barnabasy;
malagasy
Ary tian'i Barnabasy ny hitondra an'i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.