Acts 15:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa noheverin’i Paoly fa tsy tokony hoentiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfilia ka tsy niaraka taminy nanao ny raharaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Paoly kosa nangataka ny tsy hitondra an’io, satria efa nandao azy ireo tany Panfilia io fa tsy niara-niasa taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy noheverin’i Paoly fa tsy tokony hoentina izy io satria nandao azy roa lahy tany Pamfilia ka tsy niara-niasa taminy intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary Barnabasy nitondra an'i Marka, dia niondrana an-tsambo nankany Kyprosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa noheverin’i Paoly fa tsy tokony hoentiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfilia ka tsy niaraka taminy nanao ny raharaha.
malagasy
Nefa nataon'i Paoly fa tsy tokony ho entiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfylia ka tsy niaraka taminy ho any amin'ny raharaha.