Acts 15:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary nitondra an’i Marka i Barnabasy ary niondrana an-tsambo nankany Sipra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifanditra mafy izy roa lahy, hany ka tafasaraka terỳ: i Barnabe moa nitondra an’i Marka, dia niondrana an-tsambo hankany Sipra izy roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifanditra mafy izy roa lahy ka nisara-dia. I Barnabà moa nitondra an’i Marka, ary niondrana an-tsambo ho any Sipra.
Malagasy Bible 1865
Fa Paoly kosa nifidy an'i Silasy, dia niainga, rehefa natolotry ny rahalahy ho amin'ny fahasoavan'ny Tompo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary nitondra an’i Marka i Barnabasy ary niondrana an-tsambo nankany Sipra.
malagasy
Ary nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary Barnabasy nitondra an'i Marka, dia niondrana an-tsambo nankany Kyprosy.