Acts 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Jerosalema izy ireo dia noraisin’ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona ka nilaza izay rehetra efa nataon’Andriamanitra tamin’ny niarahany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Jerosalema izy ireo, dia noraisin’ny Eglizy sy ny Apôstôly mbamin’ny Pretra, ary nilaza ny zava-dehibe nataon’Andriamanitra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tao Jerosalema ry i Paoly sy ny namany, dia noraisin’ny Fiangonana sy ny apôstôly ary ny loholona ka nitantara taminy ny zavatra rehetra nampanaovin’Andriamanitra azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin'ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Jerosalema izy ireo dia noraisin’ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona ka nilaza izay rehetra efa nataon’Andriamanitra tamin’ny niarahany taminy.
malagasy
Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin'ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy. [ Gr. presbytera]