Acts 15:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nifidy an’i Silasy kosa i Paoly, dia niainga rehefa natolotry ny rahalahy ho amin’ny fahasoavan’ny Tompo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Paoly kosa nifidy an’i Silasy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Paoly kosa nifidy an’i Silasy ho mpiara-miasa, ary niainga rehefa nankinin’ireo havana iray finoana tamin’ny fahasoavan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha namaky an'i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nifidy an’i Silasy kosa i Paoly, dia niainga rehefa natolotry ny rahalahy ho amin’ny fahasoavan’ny Tompo izy.
malagasy
Fa Paoly kosa nifidy an'i Silasy, dia niainga, rehefa natolotry ny rahalahy ho amin'ny fahasoavan'ny Tompo izy.Dia nandeha namaky an'i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany.