Acts 15:41 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha namakivaky an’i Siria sy Kilikia izy ka nampahery ny fiangonana tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaky an’i Siria sy i Silisia izy, nankahery fo ny Eglizy rehetra, dia nandidy azy hitandrina ny didin’ny Apôstôly sy ny Pretran’ny Eglizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ry i Paoly namakivaky an’i Siria sy i Silisia ka nampahery ny Fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha namakivaky an’i Siria sy Kilikia izy ka nampahery ny fiangonana tany.
malagasy
Dia nandeha namaky an'i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany.