Acts 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mino sasany izay isan’ny antokon’ny Fariseo kosa dia nitsangana ka niteny hoe: Tsy maintsy foràna ireny ka asaina mitandrina ny lalànan’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mba nitsangana kosa ny mpino sasany tariky ny Farisianina, ka nanao hoe: «Tsy maintsy forana ny Jentily, sy didiana hanaraka ny Lalàn’i Môizy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpino sasany, isan’ny tariky ny Farisianina, dia nitsangana ka nanao hoe: –Tsy maintsy foràna ireo mpino hafa firenena, ka asaina mitandrina ny lalànan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mino sasany izay isan’ny antokon’ny Fariseo* kosa dia nitsangana ka niteny hoe: Tsy maintsy foràna ireny ka asaina mitandrina ny lalànan’i Mosesy.
malagasy
Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy.