Acts 15:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba handinika izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivory ny Apôstôly sy ny loholona mba handinika izany raharaha izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivory ny apôstôly sy ny loholona hifampidinika momba izany raharaha izany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba hihevitra izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba handinika izany zavatra izany.
malagasy
Ary dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba hihevitra izany zavatra izany. [ Gr. presbytera]