Acts 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nafana ny adihevitra dia nitsangana i Petera ka niteny taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin’ny ela Andriamanitra no nifidy teo aminareo fa avy amin’ny vavako no handrenesan’ny Jentilisa ny tenin’ny Filazantsara ka hinoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niady hevitra mafy naharitra ela; fa nitsangana i Piera ka nanao taminy hoe: «Ry havana iray finoana, fantatrareo fa efa ela izay no nifidianan’Andriamanitra ahy teto aminareo mba handrenesan’ny Jentily amin’ny vavako ny tenin’ny Evanjely sy hinoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny ady hevitra naharitra, dia nitsangana i Petera ka nanao hoe: –Ry rahalahy, fantatrareo fa nofidin’Andriamanitra avy eo aminareo aho, efa ela ihany izay, mba hitory ny Vaovao Mahafaly amin’ny hafa firenena ka handrenesany sy hinoany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nisy ady hevitra be ihany, dia nitsangana Petera ka nanao taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin'ny ela Andriamanitra dia efa nifidy teo aminareo fa amin'ny vavako no handrenesan'ny jentilisa ny tenin'ny filazantsara ka hinoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nafana ny adihevitra dia nitsangana i Petera ka niteny taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin’ny ela Andriamanitra no nifidy teo aminareo fa avy amin’ny vavako no handrenesan’ny Jentilisa* ny tenin’ny Filazantsara ka hinoany.
malagasy
Ary rehefa nisy ady hevitra be ihany, dia nitsangana Petera ka nanao taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin'ny ela Andriamanitra dia efa nifidy teo aminareo fa amin'ny vavako no handrenesan'ny jentilisa ny tenin'ny filazantsara ka hinoany.