Acts 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa Andriamanitra izay mahalala ny fo dia vavolombelony tamin’ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra izay mahalala ny fo, dia naneho ny fankasitrahany azy ireo tamin’ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fon’ny olona, no vavolombelona niantoka azy ireo tamin’ny nanomezany azy ny Fanahy Masina, tahaka antsika koa.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fo, dia vavolombelony tamin'ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa Andriamanitra izay mahalala ny fo dia vavolombelony tamin’ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa,
malagasy
Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fo, dia vavolombelony tamin'ny nanomezany azy ny Fanahy Masina tahaka antsika koa;