Acts 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nataony misy hafa isika sy izy fa nodioviny tamin’ny finoana ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nataony tsy nisy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin’ny finoana ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nasiany tombo sy hala isika sy ny hafa firenena fa nodioviny fo izy ireo satria nino.
Malagasy Bible 1865
fa tsy nataony misy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin'ny finoana ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nataony misy hafa isika sy izy fa nodioviny tamin’ny finoana ny fony.
malagasy
fa tsy nataony misy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin'ny finoana ny fony.