Acts 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany Derbe sy Listra koa izy; ary indro, nisy mpianatra iray tao antsoina hoe Timoty, zanaky ny vehivavy jiosy izay nino, fa grika kosa ny rainy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Derbe sy Listra izy, ary indro nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timote, zanaky ny vehivavy Jody sady mpino, fa ny rainy no Jentily. dia lasa, rehefa natolotry ny havana iray finoana hoentin’ny fahasoavan’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany Derba i Paoly, ary avy eo dia tany Listra. Nisy mpino anankiray natao hoe Timôty tao Listra, Jiosy niova ho kristianina ny reniny fa ny rainy kosa Grika.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany Derbe sy Lystra koa izy; ary, indro, nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timoty - zanaky ny vehivavy Jiosy izay nino, fa jentilisa rainy -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany Derbe sy Listra koa izy; ary indro, nisy mpianatra iray tao antsoina hoe Timoty, zanaky ny vehivavy jiosy izay nino, fa grika kosa ny rainy;
malagasy
Dia tonga tany Derbe sy Lystra koa izy; ary, indro, nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timoty - zanaky ny vehivavy Jiosy izay nino, fa jentilisa rainy - [ Gr. Grika]