Acts 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahita ny fahitana izy dia nitady handeha avy hatrany hankany Makedonia izahay, satria noheverinay fa Andriamanitra no niantso anay hitory ny Filazantsara amin’ny olona any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nahita izany izy, dia nitady hankany Masedònia haingana izahay, satria nahalala marina fa nantsoin’Andriamanitra hitory ny Evanjely amin’ny olona any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nangataka andro izahay taorian’izany fahitàn’i Paoly izany, fa nivonona hiainga ho any Masedônia, satria azonay antoka fa nantsoin’Andriamanitra hitondra ny Vaovao Mahafaly amin’ny olona any izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin'izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin'ny olona any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahita ny fahitana izy dia nitady handeha avy hatrany hankany Makedonia izahay, satria noheverinay fa Andriamanitra no niantso anay hitory ny Filazantsara amin’ny olona any.
malagasy
Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin'izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin'ny olona any.