Acts 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niondrana an-tsambo niala tao Troasy izahay dia nizotra nankany Samotrakia ary nony ampitso dia nankany Neapolisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia niondrana an-tsambo tany Trôasy izahay, ka nizotra nankany Samôtrasy, ary ny ampitso dia nankany Neapôlisy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niondrana an-tsambo tao Trôasy izahay ka nizotra nivantana ho any amin’ny nosy Samôtrasy; ary tafapaka hatrany Neapôly, ny ampitson’iny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niondrana an-tsambo niala tao Troasy izahay dia nizotra nankany Samotrakia ary nony ampitso dia nankany Neapolisy.
malagasy
Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia.