Acts 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy antsoina hoe Lidia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanànan’i Tiatira, izay nivavaka tamin’Andriamanitra. Nihaino izy ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain’i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy vehivavy anankiray tamin’izy ireo atao hoe Lidia mpivaro-jaky, avy any an-tanàna Tiatira, izay nivavaka tamin’Andriamanitra; nihaino anay izy, ary nosokafan’Andriamanitra ny fony mba hitandrina izay nolazain’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Lidia no anaran’ny anankiray tamin’ireo vehivavy ireo; avy any an-tanànan’i Tiatira izy, mpivarotra lamba jaky mena sarobidy, ary mpanaja an’Andriamanitra. Nihaino tsara anay ravehivavy io ary nosokafan’ny Tompo ny fony mba ho babon’ny teny nolazain’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanàna Tyatira, izay nivavaka tamin'Andriamanitra, dia nihaino izy, ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain'i Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy antsoina hoe Lidia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanànan’i Tiatira, izay nivavaka tamin’Andriamanitra. Nihaino izy ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain’i Paoly.
malagasy