Acts 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaraka an’i Paoly sy izahay izy ka niantsoantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon’Andriamanitra Avo Indrindra izay manoro lalam-pamonjena ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rafitra nanaraka anay sy i Paoly izy io, sady niantso hoe: «Ireto lehilahy ireto no mpanompon’Andriamanitra Avo indrindra, izay hanoro anareo ny lalam-pamonjena.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanjohy anay sy i Paoly izy sady niantsoantso hoe: –Mpanompon’ilay Andriamanitra Avo indrindra ireo lehilahy ireo! Ny lalam-pamonjena no torîny aminareo!
Malagasy Bible 1865
Izy nanaraka an'i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon'Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaraka an’i Paoly sy izahay izy ka niantsoantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon’Andriamanitra Avo Indrindra izay manoro lalam-pamonjena ho anareo.
malagasy
Izy nanaraka an'i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon'Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena.