Acts 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena dia nisambotra an’i Paoly sy i Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin’ireo lehibe;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ireo tompony fa very ny fanantenany hahazo harena, dia nisambotra an’i Paoly sy i Silasy izy ireo, ka nitondra azy tany amin’ny fitsarana any amin’ny lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ny tompony fa tsy anantenana fahazoam-bola intsony ity mpanompovaviny, dia ry i Paoly sy i Silasy no nosamboriny ka notaritaritiny hankeo an-kianja hiatrika ny manampahefana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena, dia nisambotra an'i Paoly sy Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin'ny lehibe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena dia nisambotra an’i Paoly sy i Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin’ireo lehibe;
malagasy
Ary nony hitan'ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena, dia nisambotra an'i Paoly sy Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin'ny lehibe;