Acts 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsara laza teo amin’ny rahalahy tany Listra sy Ikonioma izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara laza tamin’ny havana iray finoana tao Listra sy Ikonioma izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara laza tamin’ireo havana iray finoana tany Listra sy tany Ikôniôma i Timôty
Malagasy Bible 1865
ary tsara laza teo amin'ny rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsara laza teo amin’ny rahalahy tany Listra sy Ikonioma izy.
malagasy
ary tsara laza teo amin'ny rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.