Acts 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary rehefa noentiny tany amin’ireo governora izy roa lahy dia nolazainy hoe: Ireto lehilahy ireto dia mampitabataba ny tanànantsika loatra; Jiosy izy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony efa nanolotra azy tamin’ny mpitsara izy ireo, dia nanao hoe: «Mampitabataba ny tanànantsika loatra ireto lehilahy ireto;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natolony tamin’ny mpanao fanjakana rômanina izy roa lahy sady nataony hoe: –Mampisavorovoro vahoaka eto amin’ny tanànantsika ireto lehilahy ireto. Jiosy izy roa lahy ireo
Malagasy Bible 1865
ary rehefa nentiny tany amin'ireo governora izy roa lahy, dia nolazainy hoe: Ireto lehilahy Jiosy ireto mampitabataba ny tanànantsika loatra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary rehefa noentiny tany amin’ireo governora izy roa lahy dia nolazainy hoe: Ireto lehilahy ireto dia mampitabataba ny tanànantsika loatra; Jiosy* izy ireo
malagasy
ary rehefa nentiny tany amin'ireo governora izy roa lahy, dia nolazainy hoe: Ireto lehilahy Jiosy ireto mampitabataba ny tanànantsika loatra