Acts 16:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka mampianatra fanao tsy azontsika horaisina na hatao amin’ny maha Romana antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jody izy ireo ary mampianatra fanao tsy azontsika raisina na arahina velively, noho ny maha-Rômanina antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nampianatra fomba amam-panao tsy azontsika raisina na arahina, noho ny maha rômanina antsika.
Malagasy Bible 1865
ka mampianatra fanao tsy mety horaisintsika na hataontsika, fa Romana isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka mampianatra fanao tsy azontsika horaisina na hatao amin’ny maha Romana antsika.
malagasy
ka mampianatra fanao tsy mety horaisintsika na hataontsika, fa Romana isika.