Acts 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niara-nitsangana hamely azy ireo ny vahoaka; ary ireo governora dia nanaisotra ny akanjony ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia nirohotra hamely azy ny vahoaka; nasain’ny mpitsara nendahana ny lambany vao handalasina amin’ny hazo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirohotra namely an’i Paoly sy i Silasy ny vahoaka; ary anisan’ireo mpanao fanjakana nendahina fitafiana sy nokaravasina izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka niara-nitsangana hamely azy; ary ireo governora nanaisotra ny lambany, ka nasainy nokapohina tamin'ny hazo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niara-nitsangana hamely azy ireo ny vahoaka; ary ireo governora dia nanaisotra ny akanjony ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.
malagasy
Ary ny vahoaka niara-nitsangana hamely azy; ary ireo governora nanaisotra ny lambany, ka nasainy nokapohina tamin'ny hazo izy.