Acts 16:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa naratra be ihany izy, dia nataony an-tranomaizina, ka nasainy nambenan’ny mpiambina mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nandalasina kapoka izy roa lahy, dia nampidirina am-ponja ka nofeperana ilay mpiambina mba hanao andrimaso azy tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.
malagasy
Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-tranomaizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry tranomaizina.