Acts 16:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nisasaka ny alina dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra i Paoly sy i Silasy ka nihaino azy ny mpifatotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tokony ho nisasaka ny alina, dia nihira fiderana an’Andriamanitra i Paoly sy i Silasy, ka nihaino azy ny tao an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra i Paoly sy i Silasy; ary nihaino azy roa lahy ny gadra hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an'Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nisasaka ny alina dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra i Paoly sy i Silasy ka nihaino azy ny mpifatotra.
malagasy
Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an'Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra.