Acts 16:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taitra ny mpiandry tranomaizina ary nahita ny varavaran’ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saika hamono tena satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taitra tamin’izay ny mpiambina ny tranomaizina, ka nony nahita ny varavaran’ny tranomaizina nivoha izy, dia nanatsoaka ny sabany ndeha hamono tena, satria nataony ho nitsoaka nandositra ny mpifatotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia taitra ilay mpiambina; ary nony hitany fa nivoha avokoa ny varavaran’ny fonja, dia nanatsoaka ny sabany saika hamono tena izy satria nampoiziny ho efa nitsoaka nandositra avokoa ny gadra.
Malagasy Bible 1865
Dia nahatsiaro ny mpiandry tranomaizina ka nahita ny varavaran'ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saiky hamono tena, satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taitra ny mpiandry tranomaizina ary nahita ny varavaran’ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saika hamono tena satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.
malagasy
Dia nahatsiaro ny mpiandry tranomaizina ka nahita ny varavaran'ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saiky hamono tena, satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.