Acts 16:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niantso mafy i Paoly hoe: Aza mamono tena fa ato ihany izahay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niantso tamin’ny feo mahery i Paoly nanao hoe: «Aza mamono tena foana, fa eto daholo ihany izahay rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niantso mafy i Paoly nanao hoe: –Aza mamono tena, fa indreto avokoa izahay!
Malagasy Bible 1865
Fa Paoly niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niantso mafy i Paoly hoe: Aza mamono tena fa ato ihany izahay rehetra.
malagasy
Fa Paoly niantso tamin'ny feo mahery ka nanao hoe: Aza mamono tena, fa ato ihany izahay rehetra.