Acts 16:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nangataka jiro izy dia niditra sady toran-kovitra ka niankohoka teo anatrehan’i Paoly sy i Silasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangataka jiro ny mpiambina, ka niditra faingana sady nangovitra niankohoka teo an-tongotr’i Paoly sy i Silasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nangataka jiro ilay mpiambina ka niditra faingana nankao amin’ny fonja anatiny indrindra; ary tora-kovitra izy no niantoraka teo anoloan’i Paoly sy i Silasy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy niantso jiro, dia nikaretsaka niditra sady tora-kovitra ka niankohoka teo anatrehan'i Paoly sy Silasy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nangataka jiro izy dia niditra sady toran-kovitra ka niankohoka teo anatrehan’i Paoly sy i Silasy.
malagasy
Ary izy niantso jiro, dia nikaretsaka niditra sady tora-kovitra ka niankohoka teo anatrehan'i Paoly sy Silasy.