Acts 16:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa noentiny nivoaka izy roa lahy dia hoy izy: Tompoko, inona no tokony hataoko mba hovonjena aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: «Tompoko, inona no tokony hataoko mba ho voavonjy aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navoakan’ilay mpiambina izy roa lahy sady nanontaniany hoe: –Inona, tompoko, no tokony hataoko mba hovonjena aho?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa noentiny nivoaka izy roa lahy dia hoy izy: Tompoko, inona no tokony hataoko mba hovonjena aho?
malagasy
Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?