Acts 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’izy roa lahy: «Minoa an’i Jesoa Tompo, dia ho voavonjy ianao sy ny ankohonanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Minoa an’i Jesoa Tompo, dia hovonjena ianao mbamin’ny ankohonanao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
malagasy
Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.