Acts 16:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitory ny tenin’ny Tompo taminy sy tamin’izay rehetra tao an-tranony izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilazan’izy roa lahy ny tenin’ny Tompo izy sy izay rehetra tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitorian’i Paoly sy i Silasy ny tenin’ny Tompo ilay mpiambina mbamin’izay rehetra tao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitory ny tenin’ny Tompo taminy sy tamin’izay rehetra tao an-tranony izy roa lahy.
malagasy
Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony.