Acts 16:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray azy roa lahy tamin’izany ora amin’ny alina izany izy ka nanasa ny dian-kapoka taminy; dia natao batisa avy hatrany izy mbamin’ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iny alina iny ihany, dia nitondra azy roa lahy izy, ka nanasa ny feriny; ary tamin’izay ora izay ihany dia natao Batemy izy, sy ny tao an-tranony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany ora izany, iny alina iny ihany, dia nandray azy roa lahy ilay mpiambina ka nanasa ny feriny; ary natao batisa niaraka tamin’izay izy sy ny ankohonany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray azy roa lahy tamin’izany ora amin’ny alina izany izy ka nanasa ny dian-kapoka taminy; dia natao batisa avy hatrany izy mbamin’ny ankohonany rehetra.
malagasy
Ary nandray azy roa lahy izy tamin'izany ora amin'ny alina izany ka nanasa ny dian-kapoka; ary natao batisa tamin'izay izy mbamin'izay azy rehetra.