Acts 16:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa noentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy dia norosoany sakafo teo anoloany ary nifaly indrindra izy mbamin’izay rehetra tao an-tranony satria efa nino an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny nankao an-tranony izy roa lahy, ka norosoany hanina, ary nifaly izy mianakavy rehetra, satria efa nino an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ilay mpiambina niakatra tao an-tranony i Paoly sy i Silasy ka norosoany sakafo. Ary niravoravo niaraka tamin’ny olona rehetra tao an-tranony ralehilahy, noho izy efa tonga mpino an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa noentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy dia norosoany sakafo teo anoloany ary nifaly indrindra izy mbamin’izay rehetra tao an-tranony satria efa nino an’Andriamanitra.
malagasy
Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra.